rentimpanahy | 12 Jolay, 2007 12:49
tohin'ilay tantara tena marina ity an, de niaraka ry zareo, mety nifankatia angamba satria amindry zareo tsy fantany mazava oe inona zany mifankatia sady tsy de ita soritra loatra oe mifankatia ry zareo. Aleo amin'ny manaraka dray tohizana oe aona ny fomba fiarahandry zareo fa hafakely mitsy an!!!!
rentimpanahy | 19 Janoary, 2007 16:07
rentimpanahy | 19 Janoary, 2007 15:49
Itantara tantara iray aho, tena marina ity a! mahareta ary...
Mpiara-miasa ireto olona roa tantaraiko anareo, lahy sy vavy izy ireo a! niara-niditra tao amin'ity orinasa iray ry zareo, iray koa ny département iasany...samy mety efa nifampijerijery angaha tamin'ny vao niditra e, matoa ry zareo lasa nifankatia taty aorina, firy andro hoy ianao...?tapa-bolana fotsiny de niara-nitempo ny fo..itako liana nareo aleo amin'ny manaraka indray tohizako, fiainana zany?
rentimpanahy | 19 Janoary, 2007 15:37
rentimpanahy | 19 Janoary, 2007 15:36
« | Jolay 2022 | » | ||||
---|---|---|---|---|---|---|
Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
1 | 2 | |||||
3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
31 |