fiainana zany

tantara mitohy

rentimpanahy | 19 Janoary, 2007 15:49

Itantara tantara iray aho, tena marina ity a! mahareta ary...

Mpiara-miasa ireto olona roa tantaraiko anareo, lahy sy vavy izy ireo a! niara-niditra tao amin'ity orinasa iray ry zareo, iray koa ny département iasany...samy mety efa nifampijerijery angaha tamin'ny vao niditra e, matoa ry zareo lasa nifankatia taty aorina, firy andro hoy ianao...?tapa-bolana fotsiny de niara-nitempo ny fo..itako liana nareo aleo amin'ny manaraka indray tohizako, fiainana zany?

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb